FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Toy izany koa fa tsy tian’ny Raiko any an-danitra hisy ho very ny iray amin’ireny madinika ireny.+

  • Romanina 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Miaraha mifaly amin’izay mifaly,+ ary miaraha mitomany amin’izay mitomany.

  • 1 Petera 2:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tahaka ny ondry nania+ mantsy ianareo taloha, nefa ankehitriny niverina tamin’ilay mpiandry+ sy mpiandraikitra anareo.*

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara