Jaona 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary anao koa izay rehetra ananako, ary ahy izay anananao,+ ary efa nomem-boninahitra teo amin’izy ireo aho. Romanina 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+
10 ary anao koa izay rehetra ananako, ary ahy izay anananao,+ ary efa nomem-boninahitra teo amin’izy ireo aho.
17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+