FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nateraka izy ireo, nefa tsy nateraky ny ra na ny sitrapon’ny nofo na koa ny sitrapon’ny olona, fa naterak’Andriamanitra.+

  • 2 Korintianina 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa raha misy olona tafaray amin’i Kristy, dia zavaboary vaovao+ izy. Efa lasa ny zavatra taloha,+ ary indreo, fa misy zava-baovao.+

  • Galatianina 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa tsy ny hoe voafora na tsy voafora no zava-dehibe,+ fa ny hoe zavaboary vaovao.+

  • 1 Petera 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hisaorana anie Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria araka ny haben’ny famindram-pony, dia naterany indray+ ho amin’ny fanantenana velona+ isika, tamin’ny nananganana+ an’i Jesosy Kristy tamin’ny maty,

  • 1 Petera 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+

  • 1 Jaona 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria mitoetra ao amin’ny olona toy izany ny voa* avy amin’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara