FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny ratsy fanahy kosa dia anisan’ireo nikomy tamin’ny hazavana.+

      Tsy nahafantatra ny lalan’ny hazavana izy ireo,

      Ary tsy naharitra tamin’izany.

  • Isaia 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Lozan’izay milaza ny tsara hoe ratsy sy milaza ny ratsy hoe tsara!+ Lozan’izay manolo ny maizina amin’ny mazava sy manolo ny mazava amin’ny maizina! Lozan’izay manolo ny mangidy amin’ny mamy sy manolo ny mamy amin’ny mangidy!+

  • Jaona 12:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Izay mandà ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay mitsara azy. Ny teny+ nolazaiko no hitsara azy amin’ny andro farany,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara