Romanina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ho an’ireo tia mifanditra+ sy tsy mankatò ny fahamarinana+ fa mankatò ny tsy fahamarinana kosa, dia fahavinirana sy fahatezerana,+ Efesianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka tsy hisy hamitaka anareo amin’ny teny poakaty,+ satria ireo zavatra voalaza tetsy ambony ireo no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+ Hebreo 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 fa fiandrasana amin-tahotra ny fanamelohana+ kosa, ary fahatezerana mirehitra izay handevona an’ireo manohitra.+
8 ho an’ireo tia mifanditra+ sy tsy mankatò ny fahamarinana+ fa mankatò ny tsy fahamarinana kosa, dia fahavinirana sy fahatezerana,+
6 Aoka tsy hisy hamitaka anareo amin’ny teny poakaty,+ satria ireo zavatra voalaza tetsy ambony ireo no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+
27 fa fiandrasana amin-tahotra ny fanamelohana+ kosa, ary fahatezerana mirehitra izay handevona an’ireo manohitra.+