2 Korintianina 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin’ny fahoriana nanjo anay tany amin’ny faritr’i Azia,+ fa niharam-panerena faran’izay mafy izahay, eny, mihoatra noho izay zakanay, ka tsy azonay antoka intsony mihitsy na ny ainay aza.+
8 Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin’ny fahoriana nanjo anay tany amin’ny faritr’i Azia,+ fa niharam-panerena faran’izay mafy izahay, eny, mihoatra noho izay zakanay, ka tsy azonay antoka intsony mihitsy na ny ainay aza.+