Romanina 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay mananatra, dia aoka izy hanohy izany fananarany+ izany. Izay mizara, dia aoka izy hanao izany ka halala-tanana.+ Izay mitarika,+ dia aoka izy hanao izany amim-pahazotoana. Izay mamindra fo,+ dia aoka izy hanao izany amim-pifaliana.
8 Izay mananatra, dia aoka izy hanohy izany fananarany+ izany. Izay mizara, dia aoka izy hanao izany ka halala-tanana.+ Izay mitarika,+ dia aoka izy hanao izany amim-pahazotoana. Izay mamindra fo,+ dia aoka izy hanao izany amim-pifaliana.