Asan’ny Apostoly 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Sambo avy tany Adramytena no niakaranay, ary efa nadiva hanainga ho any amin’ny toerana maro nanaraka ny morontsirak’i Azia izy io. Dia lasa izahay ary niaraka taminay koa i Aristarko,+ Makedonianina avy any Tesalonika.
2 Sambo avy tany Adramytena no niakaranay, ary efa nadiva hanainga ho any amin’ny toerana maro nanaraka ny morontsirak’i Azia izy io. Dia lasa izahay ary niaraka taminay koa i Aristarko,+ Makedonianina avy any Tesalonika.