Asan’ny Apostoly 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nanjary fantatr’i Saoly anefa ny tetik’ireo. Ary nambenan’ireo mafy andro aman’alina ny vavahady, mba hahafahany hamono azy.+ Asan’ny Apostoly 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ka nijanona telo volana tany. Rehefa hiondrana an-tsambo ho any Syria izy, dia nisy Jiosy nitetika ny hamono azy,+ ka nanapa-kevitra ny hiverina hamakivaky an’i Makedonia izy.
24 Nanjary fantatr’i Saoly anefa ny tetik’ireo. Ary nambenan’ireo mafy andro aman’alina ny vavahady, mba hahafahany hamono azy.+
3 ka nijanona telo volana tany. Rehefa hiondrana an-tsambo ho any Syria izy, dia nisy Jiosy nitetika ny hamono azy,+ ka nanapa-kevitra ny hiverina hamakivaky an’i Makedonia izy.