5 Tamin’ny fotoanan’ny fanatitra varimbazaha+ amin’ny takariva, dia nitsangana aho rehefa avy nampietry ny tenako toy izany, ary mbola teny amiko ireo akanjoko anatiny sy ivelany rovitra. Dia nandohalika+ aho ka namelatra ny tanako ho amin’i Jehovah Andriamanitro.+
40 Fa nasain’i Petera nivoaka ny rehetra,+ ary nandohalika izy ka nivavaka. Dia nitodika tany amin’ny faty izy, ka nanao hoe: “Ry Tabita, miarena!” Dia nosokafan’i Tabita ny masony, ka niarina izy raha vao nahita an’i Petera.+