Asan’ny Apostoly 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 afa-tsy izay ambaran’ny fanahy masina+ amiko foana isan-tanàna, dia ny hoe misy gadra sy fahoriana miandry ahy+ any. Asan’ny Apostoly 21:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia nanatona ilay mpitari-tafika ka nisambotra an’i Paoly ary nanome baiko mba hamatorana azy amin’ny rojo vy+ anankiroa. Ary nanontany izy hoe iza izy ary inona no nataony.
23 afa-tsy izay ambaran’ny fanahy masina+ amiko foana isan-tanàna, dia ny hoe misy gadra sy fahoriana miandry ahy+ any.
33 Dia nanatona ilay mpitari-tafika ka nisambotra an’i Paoly ary nanome baiko mba hamatorana azy amin’ny rojo vy+ anankiroa. Ary nanontany izy hoe iza izy ary inona no nataony.