Asan’ny Apostoly 5:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Taloha, ohatra, dia nitsangana i Teodasy izay nanao ny tenany ho zavatra.+ Koa efajato lahy teo ho eo no nirotsaka ho mpomba azy.+ Novonoina anefa izy, ary niparitaka izay rehetra nanaiky azy ka vita hatreo ny aminy.
36 Taloha, ohatra, dia nitsangana i Teodasy izay nanao ny tenany ho zavatra.+ Koa efajato lahy teo ho eo no nirotsaka ho mpomba azy.+ Novonoina anefa izy, ary niparitaka izay rehetra nanaiky azy ka vita hatreo ny aminy.