Asan’ny Apostoly 21:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia nahazo alalana i Paoly, ka nitsangana teo amin’ny tohatoha-bato ary nanao fihetsika+ tamin’ny tanany mba hampangina ny olona. Koa nangina daholo ny rehetra. Ary niteny tamin’ny teny hebreo+ izy hoe:
40 Dia nahazo alalana i Paoly, ka nitsangana teo amin’ny tohatoha-bato ary nanao fihetsika+ tamin’ny tanany mba hampangina ny olona. Koa nangina daholo ny rehetra. Ary niteny tamin’ny teny hebreo+ izy hoe: