Asan’ny Apostoly 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Eny, fantatry ny Jiosy, izay nahalala tsara ahy hatramin’ny voalohany—ary afaka mijoro ho vavolombelon’izany izy ireo, raha tiany—fa efa Fariseo aho,+ ka nanaraka ilay sekta hentitra indrindra+ tao amin’ny fivavahanay. Romanina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+
5 Eny, fantatry ny Jiosy, izay nahalala tsara ahy hatramin’ny voalohany—ary afaka mijoro ho vavolombelon’izany izy ireo, raha tiany—fa efa Fariseo aho,+ ka nanaraka ilay sekta hentitra indrindra+ tao amin’ny fivavahanay.
11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+