Asan’ny Apostoly 21:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hoy i Paoly: “Izaho ange Jiosy+ e, ary avy any Tarsosy+ any Kilikia, sady olom-pirenen’ny tanàna malaza. Koa miangavy anao aho, avelao aho hiteny amin’ny olona.” Asan’ny Apostoly 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia novakin’ny governora ilay taratasy ary nanontaniany i Paoly hoe avy amin’ny faritany aiza izy, sady nofantariny tsara+ raha avy any Kilikia.+
39 Hoy i Paoly: “Izaho ange Jiosy+ e, ary avy any Tarsosy+ any Kilikia, sady olom-pirenen’ny tanàna malaza. Koa miangavy anao aho, avelao aho hiteny amin’ny olona.”
34 Dia novakin’ny governora ilay taratasy ary nanontaniany i Paoly hoe avy amin’ny faritany aiza izy, sady nofantariny tsara+ raha avy any Kilikia.+