Galatianina 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nandroso tamin’ny Fivavahan’ny Jiosy mihoatra noho ny ankamaroan’ireo nitovy taona tamiko teo amin’ny iray firazanana tamiko aho,+ satria tena fatra-panaja+ ny fampianarana nolovako avy tamin’ny razako.+ Filipianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 nanenjika ny fiangonana raha ny hafanam-po no resahina,+ ary efa hita fa tsy manan-tsiny aho raha araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna.
14 Ary nandroso tamin’ny Fivavahan’ny Jiosy mihoatra noho ny ankamaroan’ireo nitovy taona tamiko teo amin’ny iray firazanana tamiko aho,+ satria tena fatra-panaja+ ny fampianarana nolovako avy tamin’ny razako.+
6 nanenjika ny fiangonana raha ny hafanam-po no resahina,+ ary efa hita fa tsy manan-tsiny aho raha araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna.