Asan’ny Apostoly 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary raha mbola teny an-dalana izy ka efa nanakaiky an’i Damaskosy, dia nisy hazavana tampoka avy tany an-danitra nanjelanjelatra nanodidina azy.+ Asan’ny Apostoly 26:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 dia nahita hazavana teny an-dalana, tamin’ny mitataovovonana, ry mpanjaka ô, dia hazavana namirapiratra mihoatra noho ny masoandro. Nanjelanjelatra avy tany an-danitra ilay izy, ka nanodidina ahy sy izay niara-dia tamiko.+
3 Ary raha mbola teny an-dalana izy ka efa nanakaiky an’i Damaskosy, dia nisy hazavana tampoka avy tany an-danitra nanjelanjelatra nanodidina azy.+
13 dia nahita hazavana teny an-dalana, tamin’ny mitataovovonana, ry mpanjaka ô, dia hazavana namirapiratra mihoatra noho ny masoandro. Nanjelanjelatra avy tany an-danitra ilay izy, ka nanodidina ahy sy izay niara-dia tamiko.+