17 Dia lasa i Ananiasy ary niditra tao amin’ilay trano, ka nametra-tanana taminy ary nanao hoe: “Ry Saoly, rahalahy. Ny Tompo, eny, ilay Jesosy niseho taminao teny amin’ny lalana nalehanao, no naniraka ahy mba hahitan’ny masonao indray sy mba hahafeno fanahy masina anao.”+