Asan’ny Apostoly 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+ Asan’ny Apostoly 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty,+ dia i Jesosy izay novonoinareo sy nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.+
13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+
30 Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty,+ dia i Jesosy izay novonoinareo sy nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.+