1 Korintianina 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy olona afaka ve aho?+ Tsy apostoly ve aho?+ Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika ve aho?+ Tsy ianareo ve no vokatry ny asako ao amin’ny Tompo? 1 Korintianina 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ary farany indrindra, dia niseho tamiko koa izy,+ toy ny hoe niseho tamin’ny zaza teraka tsy tonga volana.
9 Tsy olona afaka ve aho?+ Tsy apostoly ve aho?+ Tsy efa nahita an’i Jesosy Tompontsika ve aho?+ Tsy ianareo ve no vokatry ny asako ao amin’ny Tompo?
8 ary farany indrindra, dia niseho tamiko koa izy,+ toy ny hoe niseho tamin’ny zaza teraka tsy tonga volana.