1 Korintianina 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa noraisiko tamin’ny Tompo ilay natolotro anareo koa: Fa tamin’iny alina+ hamadihana azy iny, dia nandray mofo i Jesosy Tompo. Galatianina 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa tsy noraisiko avy tamin’olona izy io sady tsy nampianarina ahy, fa nahariharin’i Jesosy Kristy tamiko kosa.+
23 Efa noraisiko tamin’ny Tompo ilay natolotro anareo koa: Fa tamin’iny alina+ hamadihana azy iny, dia nandray mofo i Jesosy Tompo.
12 Fa tsy noraisiko avy tamin’olona izy io sady tsy nampianarina ahy, fa nahariharin’i Jesosy Kristy tamiko kosa.+