-
Asan’ny Apostoly 9:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary avy hatrany dia nisy zavatra toy ny kiran-trondro nilatsaka avy tamin’ny masony, ka nahiratra izy ary nitsangana sy natao batisa.
-