Isaia 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Misasà ianareo,+ ary midiova.+ Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,+ ary aza manao ratsy intsony.+ 1 Korintianina 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa toy izany ihany ny sasany aminareo,+ saingy efa voasasa madio tsara ianareo,+ efa nohamasinina ianareo,+ efa nambara ho marina+ ianareo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy tamin’ny fanahin’Andriamanitsika.+ Titosy 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dia namonjy antsika izy, tsy noho ny nanaovantsika izay mahitsy anefa,+ fa noho ny famindram-pony.+ Novonjeny isika tamin’ny alalan’ny fanadiovana*+ izay nitondra fiainana+ ho antsika sy tamin’ny alalan’ny fanavaozan’ny fanahy* masina.+ Hebreo 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 aoka isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo mahitsy sy fatokisana tanteraka avy amin’ny finoana, satria efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana ratsy ny fontsika,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+ 1 Jaona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+ Apokalypsy 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy namaha antsika ho afaka amin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+
16 Misasà ianareo,+ ary midiova.+ Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,+ ary aza manao ratsy intsony.+
11 Efa toy izany ihany ny sasany aminareo,+ saingy efa voasasa madio tsara ianareo,+ efa nohamasinina ianareo,+ efa nambara ho marina+ ianareo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy tamin’ny fanahin’Andriamanitsika.+
5 dia namonjy antsika izy, tsy noho ny nanaovantsika izay mahitsy anefa,+ fa noho ny famindram-pony.+ Novonjeny isika tamin’ny alalan’ny fanadiovana*+ izay nitondra fiainana+ ho antsika sy tamin’ny alalan’ny fanavaozan’ny fanahy* masina.+
22 aoka isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo mahitsy sy fatokisana tanteraka avy amin’ny finoana, satria efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana ratsy ny fontsika,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+
7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+
5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy namaha antsika ho afaka amin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+