Asan’ny Apostoly 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha vao tonga tany Jerosalema+ izy, dia niezaka hiaraka tamin’ny mpianatra. Natahotra azy anefa ny rehetra, satria tsy nino hoe efa lasa mpianatra koa izy. Galatianina 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary telo taona tatỳ aoriana aho vao niakatra tany Jerosalema+ mba hitsidika an’i Kefasy,+ ka nijanona dimy ambin’ny folo andro tany aminy.
26 Raha vao tonga tany Jerosalema+ izy, dia niezaka hiaraka tamin’ny mpianatra. Natahotra azy anefa ny rehetra, satria tsy nino hoe efa lasa mpianatra koa izy.
18 Ary telo taona tatỳ aoriana aho vao niakatra tany Jerosalema+ mba hitsidika an’i Kefasy,+ ka nijanona dimy ambin’ny folo andro tany aminy.