2 Samoela 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nanohy ny lalany i Davida sy ny olony, fa i Simey kosa nandeha tandrifiny teny amin’ny tehezan-tendrombohitra, mba hanozona azy.+ Ary nandeha tandrifin’i Davida izy, ka sady nitora-bato foana no nanipy vovoka be dia be.+
13 Dia nanohy ny lalany i Davida sy ny olony, fa i Simey kosa nandeha tandrifiny teny amin’ny tehezan-tendrombohitra, mba hanozona azy.+ Ary nandeha tandrifin’i Davida izy, ka sady nitora-bato foana no nanipy vovoka be dia be.+