Asan’ny Apostoly 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nosamborin’ny Jiosy ity lehilahy ity ary efa saika novonoiny ho faty, kanjo tonga tampoka aho niaraka tamin’ny andia-miaramila ka namonjy azy,+ satria reko fa Romanina izy.+
27 Nosamborin’ny Jiosy ity lehilahy ity ary efa saika novonoiny ho faty, kanjo tonga tampoka aho niaraka tamin’ny andia-miaramila ka namonjy azy,+ satria reko fa Romanina izy.+