Asan’ny Apostoly 16:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Fa hoy kosa i Paoly tamin’izy ireo: “Romanina+ izahay nefa nokapohiny ampahibemaso na dia mbola tsy voaheloka aza, ary nataony am-ponja. Koa izao ve dia avoakany mangingina izahay? Tsia! Aoka izy ireo mihitsy no ho avy eto ka hamoaka anay.”
37 Fa hoy kosa i Paoly tamin’izy ireo: “Romanina+ izahay nefa nokapohiny ampahibemaso na dia mbola tsy voaheloka aza, ary nataony am-ponja. Koa izao ve dia avoakany mangingina izahay? Tsia! Aoka izy ireo mihitsy no ho avy eto ka hamoaka anay.”