Matio 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mitandrema amin’ny olona,+ fa hatolony amin’ny fitsarana eo an-toerana ianareo,+ ary hokaravasiny+ any amin’ny synagogany.+ Lioka 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Fa alohan’izany rehetra izany, dia hisambotra sy hanenjika+ anareo ny olona, ka hanolotra anareo any amin’ny synagoga sy any am-ponja, ary hitondra anareo eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny governora, noho ny anarako.+
17 Mitandrema amin’ny olona,+ fa hatolony amin’ny fitsarana eo an-toerana ianareo,+ ary hokaravasiny+ any amin’ny synagogany.+
12 “Fa alohan’izany rehetra izany, dia hisambotra sy hanenjika+ anareo ny olona, ka hanolotra anareo any amin’ny synagoga sy any am-ponja, ary hitondra anareo eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny governora, noho ny anarako.+