Deoteronomia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha misy olona mifanditra+ ka tonga mba hotsaraina,+ dia hotsaraina tokoa izy ireo ka hambara ho marina izay marina, ary homelohina izay meloka.+ Jaona 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Angaha moa ny lalàntsika manameloka olona, raha tsy efa re+ aloha ny teniny ka fantatra izay ataony?”
25 “Raha misy olona mifanditra+ ka tonga mba hotsaraina,+ dia hotsaraina tokoa izy ireo ka hambara ho marina izay marina, ary homelohina izay meloka.+
51 “Angaha moa ny lalàntsika manameloka olona, raha tsy efa re+ aloha ny teniny ka fantatra izay ataony?”