Lioka 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy i Pilato tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny vahoaka: “Tsy hitako izay helok’ity lehilahy ity.”+ Asan’ny Apostoly 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Takatro anefa fa tsy nanao zavatra tokony hamonoana azy izy.+ Koa rehefa nampakatra ny raharaha+ any amin’Ilay Heni-kaja izy, dia tapa-kevitra aho fa handefa azy ho any.
4 Dia hoy i Pilato tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny vahoaka: “Tsy hitako izay helok’ity lehilahy ity.”+
25 Takatro anefa fa tsy nanao zavatra tokony hamonoana azy izy.+ Koa rehefa nampakatra ny raharaha+ any amin’Ilay Heni-kaja izy, dia tapa-kevitra aho fa handefa azy ho any.