Mpitoriteny 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza atao mahagaga anao ny mahita ny fampahoriana ny mahantra sy ny fanitsakitsahana ny rariny+ sy ny hitsiny ao amin’ny faritany,+ fa ilay ambony kokoa noho ny ambony+ dia manara-maso,+ ary mbola misy aza ny ambony noho ireo.
8 Aza atao mahagaga anao ny mahita ny fampahoriana ny mahantra sy ny fanitsakitsahana ny rariny+ sy ny hitsiny ao amin’ny faritany,+ fa ilay ambony kokoa noho ny ambony+ dia manara-maso,+ ary mbola misy aza ny ambony noho ireo.