-
Asan’ny Apostoly 24:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ho hitanao fa marina izany zavatra rehetra iampanganay azy izany rehefa hofotoranao izy.”
-
-
Asan’ny Apostoly 25:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa raha tena mpanao ratsy+ tokoa aho ka nahavita zavatra tokony hamonoana ahy ho faty,+ dia tsy mandà ny ho faty aho. Fa raha tsy misy mitombina kosa ny zavatra iampangan’ireto lehilahy ireto ahy, dia tsy misy afaka manolotra ahy amin’izy ireo mba hampifaliana azy ireo fotsiny. Ampakariko any amin’i Kaisara ny raharaha!”+
-