-
Asan’ny Apostoly 23:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary nampiantso manamboninahitra roa lahy izy, ka nanao hoe: “Manomàna miaramila roanjato lahy handeha hatrany Kaisaria, ary mpitaingin-tsoavaly fitopolo sy mpitan-defona roanjato, amin’ny ora fahatelo anio alina.
-