24Rehefa afaka dimy andro, dia nidina tany Kaisaria i Ananiasy+ mpisoronabe sy ny anti-panahy sasany ary Tertylo mpisolovava, ka niampanga+ an’i Paoly tamin’ny governora.+
16 Novaliako anefa izy ireo fa tsy fanaon’ny Romanina ny manolotra olona mba hampifaliana ny hafa fotsiny, raha tsy hoe efa nampifanatrehina tamin’ny mpiampanga azy angaha ilay olona,+ ka afaka niaro tena ny amin’izay iampangana azy.