Salamo 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mifandainga foana izy ireo,+Ary manao teny fandokafana+ nefa mihatsaravelatsihy.*+ Salamo 55:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+ Ohabolana 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ny mpandainga dia mankahala ny olona anaovany teny mandratra.+ Ary manimba olona ny teny fandokafana.+
21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+
28 Ny mpandainga dia mankahala ny olona anaovany teny mandratra.+ Ary manimba olona ny teny fandokafana.+