FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy indray izy tamin’i Mosesy:

      “Izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Jehovah Andriamanitry ny razanareo, dia Andriamanitr’i Abrahama+ sy Andriamanitr’i Isaka+ ary Andriamanitr’i Jakoba,+ no naniraka ahy ho atỳ aminareo.’ Izany no anarako mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ sy hahatsiarovana ahy hatramin’ny taranaka fara mandimby.+

  • Asan’ny Apostoly 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+

  • Asan’ny Apostoly 26:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nahazo ny fanampian’Andriamanitra+ anefa aho, ka mbola mijoro ho vavolombelona mandraka androany, na amin’ny madinika na amin’ny lehibe, ary tsy milaza afa-tsy izay nambara fa hitranga, araka ny voalaza ao amin’ny Mpaminany+ sy Mosesy,+

  • 2 Timoty 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Velom-pisaorana an’Andriamanitra aho, dia ilay Andriamanitra izay anaovako fanompoana masina+ toy ny nataon’ny razako+ sy amim-pieritreretana madio.+ Eny, velom-pisaorana azy aho, satria tsy mitsahatra mihitsy mahatsiaro anao rehefa mitalaho amim-bavaka+ andro aman’alina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara