FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa hanendry mpaminany ho azy aho, avy eo amin’ny rahalahiny, dia mpaminany toa anao.+ Ary hataoko eo am-bavany tokoa ny teniko,+ ka holazainy amin’izy ireo ny teny rehetra handidiako azy.+

  • Asan’ny Apostoly 28:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanome fotoana an’i Paoly izy ireo, ka maro kokoa no tonga tao an-tranony. Nanomboka tamin’ny maraina ka hatramin’ny hariva, dia nohazavain’i Paoly tamin’izy ireo ilay raharaha, ka sady nanazava tsara* momba ny fanjakan’Andriamanitra izy+ no nandresy lahatra azy momba an’i Jesosy, avy tamin’ny lalàn’i Mosesy+ sy tamin’ny Mpaminany.+

  • Romanina 3:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Araka izay nambaran’ny+ Lalàna+ sy ny Mpaminany+ anefa, dia aseho ankehitriny fa afaka ny ho tonga olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona, nefa tsy amin’ny alalan’ny fitandremana ny lalàna.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara