Romanina 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary amin’ny alalan’ny vaovao tsara no ampiharihariana ny fahamarinan’Andriamanitra.+ Izany dia vokatry ny fananana finoana+ ka vao mainka mampitombo finoana, araka ny voasoratra hoe: “Fa ny olo-marina dia ho velona noho ny finoany.”+ Romanina 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Eny, afaka ny ho tonga olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra izy amin’ny alalan’ny finoana an’i Jesosy Kristy,+ ary natao ho an’izay rehetra manam-pinoana+ izany, fa tsy misy fanavahana.+
17 Ary amin’ny alalan’ny vaovao tsara no ampiharihariana ny fahamarinan’Andriamanitra.+ Izany dia vokatry ny fananana finoana+ ka vao mainka mampitombo finoana, araka ny voasoratra hoe: “Fa ny olo-marina dia ho velona noho ny finoany.”+
22 Eny, afaka ny ho tonga olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra izy amin’ny alalan’ny finoana an’i Jesosy Kristy,+ ary natao ho an’izay rehetra manam-pinoana+ izany, fa tsy misy fanavahana.+