FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Io ny mpanompoko+ izay nofidiko, ny malalako+ izay sitrako! Hampitoeriko ao aminy ny fanahiko,+ ary hasehony mazava amin’ireo firenena ny atao hoe rariny.

  • Jaona 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary rehefa tonga izy, dia hanome porofo hampiaiky an’izao tontolo izao ny amin’ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana.+

  • 2 Korintianina 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa tsy maintsy haseho miharihary eo anatrehan’ny fitsaran’i Kristy ny maha isika antsika rehetra,+ mba hahazoan’ny tsirairay avy ny valin’izay nataony, na tsara na ratsy, tamin’izy mbola olombelona.+

  • Apokalypsy 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hitako ny maty, na ny lehibe na ny kely,+ nijoro teo anoloan’ny seza fiandrianana, dia nisy horonam-boky* novelarina. Fa nisy horonam-boky iray koa novelarina, dia ny horonam-bokin’ny fiainana.+ Ary ny maty dia notsaraina araka izay voasoratra tao amin’ireo horonam-boky, araka izay nataon’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara