Marka 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Natahotra+ mantsy i Heroda noho ny amin’i Jaona, izay fantany fa olo-marina sy masina+ ka narovany. Isaky ny nihaino+ an’i Jaona izy, dia very hevitra ny amin’izay tokony hataony aminy, nefa nahafaly azy foana ny nihaino azy.
20 Natahotra+ mantsy i Heroda noho ny amin’i Jaona, izay fantany fa olo-marina sy masina+ ka narovany. Isaky ny nihaino+ an’i Jaona izy, dia very hevitra ny amin’izay tokony hataony aminy, nefa nahafaly azy foana ny nihaino azy.