Ohabolana 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+ Lioka 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nalefan’i+ Pilato ilay lehilahy notakiny, dia ilay natao am-ponja satria nitaona olona hikomy sady namono olona. I Jesosy kosa natolony mba hatao araka ny sitrapon’izy ireo.+ Asan’ny Apostoly 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nila sitraka+ tamin’ny Jiosy i Festosy ka namaly an’i Paoly hoe: “Tianao ve ny hiakatra ho any Jerosalema ka hotsaraina eo anatrehako ny amin’izany zavatra izany?”+
25 Koa nalefan’i+ Pilato ilay lehilahy notakiny, dia ilay natao am-ponja satria nitaona olona hikomy sady namono olona. I Jesosy kosa natolony mba hatao araka ny sitrapon’izy ireo.+
9 Fa nila sitraka+ tamin’ny Jiosy i Festosy ka namaly an’i Paoly hoe: “Tianao ve ny hiakatra ho any Jerosalema ka hotsaraina eo anatrehako ny amin’izany zavatra izany?”+