Asan’ny Apostoly 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nila sitraka+ tamin’ny Jiosy i Festosy ka namaly an’i Paoly hoe: “Tianao ve ny hiakatra ho any Jerosalema ka hotsaraina eo anatrehako ny amin’izany zavatra izany?”+
9 Fa nila sitraka+ tamin’ny Jiosy i Festosy ka namaly an’i Paoly hoe: “Tianao ve ny hiakatra ho any Jerosalema ka hotsaraina eo anatrehako ny amin’izany zavatra izany?”+