Asan’ny Apostoly 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 satria ho vavolombelony amin’ny olona rehetra ianao ny amin’ny zavatra hitanao sy renao.+ Galatianina 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa tsy noraisiko avy tamin’olona izy io sady tsy nampianarina ahy, fa nahariharin’i Jesosy Kristy tamiko kosa.+ 1 Timoty 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Velom-pisaorana an’i Kristy Jesosy Tompontsika izay nanome hery ahy aho, satria nataony ho mendri-pitokisana+ aho ka notendreny hanao fanompoana,+
12 Fa tsy noraisiko avy tamin’olona izy io sady tsy nampianarina ahy, fa nahariharin’i Jesosy Kristy tamiko kosa.+
12 Velom-pisaorana an’i Kristy Jesosy Tompontsika izay nanome hery ahy aho, satria nataony ho mendri-pitokisana+ aho ka notendreny hanao fanompoana,+