Salamo 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy.+Manondro molotra sy mihivingivin-doha+ izy, ka manao hoe: Salamo 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+ Salamo 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aoka tsy ho faly amin’ny fahavoazako ireo mitsangana ho fahavaloko tsy amin’antony.+Aoka tsy hifanao pimaso ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+ Isaia 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny lamosiko natolotro tamin’ny mpikapoka, ary ny takolako+ natolotro tamin’ny mpanongotra volombava. Ny tarehiko tsy mba nafeniko rehefa nalam-baraka sy nororana+ aho. Isaia 53:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Notrobarana+ noho ny helokay+ anefa izy, ary notorotoroina noho ny fahadisoanay.+ Nihatra taminy ilay sazy nahazoanay fihavanana,+ ary ny ratrany+ no nahazoanay fanasitranana.+
16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+
19 Aoka tsy ho faly amin’ny fahavoazako ireo mitsangana ho fahavaloko tsy amin’antony.+Aoka tsy hifanao pimaso ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+
6 Ny lamosiko natolotro tamin’ny mpikapoka, ary ny takolako+ natolotro tamin’ny mpanongotra volombava. Ny tarehiko tsy mba nafeniko rehefa nalam-baraka sy nororana+ aho.
5 Notrobarana+ noho ny helokay+ anefa izy, ary notorotoroina noho ny fahadisoanay.+ Nihatra taminy ilay sazy nahazoanay fihavanana,+ ary ny ratrany+ no nahazoanay fanasitranana.+