Levitikosy 16:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Izao no ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra:+ Amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito,+ dia hampahory tena ianareo,+ ary tsy hanao asa na inona na inona,+ na ny teratany na ny vahiny monina eo aminareo. Levitikosy 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Andro fandrakofam-pahotana kosa ny andro fahafolon’io volana fahafito io.+ Hanao fivoriambe masina ianareo, ary hampahory tena+ sy hanolotra fanatitra+ atao anaty afo ho an’i Jehovah.
29 “Izao no ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra:+ Amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito,+ dia hampahory tena ianareo,+ ary tsy hanao asa na inona na inona,+ na ny teratany na ny vahiny monina eo aminareo.
27 “Andro fandrakofam-pahotana kosa ny andro fahafolon’io volana fahafito io.+ Hanao fivoriambe masina ianareo, ary hampahory tena+ sy hanolotra fanatitra+ atao anaty afo ho an’i Jehovah.