FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa nanome baiko ny mpanjaka, dia nentina i Daniela ka natsipy tao an-davaky ny liona.+ Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Daniela: “Ilay Andriamanitra tompoinao mandrakariva no hamonjy anao.”+

  • Asan’ny Apostoly 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nosokafan’ny anjelin’i Jehovah+ anefa ny varavaran’ny fonja+ nony alina ka navoakany ireo. Ary hoy izy tamin’ireo:

  • Asan’ny Apostoly 23:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nijoro teo anilany anefa ny Tompo ny alin’iny,+ ka nanao hoe: “Mahereza!+ Fa toy ny nanazavanao tsara*+ ny momba ahy teto Jerosalema no tsy maintsy hitorianao ny teny any Roma koa.”+

  • Hebreo 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy fanahy+ manao fanompoana ho an’ny besinimaro+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova+ famonjena?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara