FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 15:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 ary noraisiny ny mofo fito sy ny trondro. Rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny izany ka nozarainy tamin’ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nizara izany tamin’ny vahoaka.+

  • Marka 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa nasainy nandry ilika teo amin’ny tany ny vahoaka. Ary noraisiny ny mofo fito ka nisaotra+ an’Andriamanitra izy. Dia notapahiny izany ka nomeny ny mpianany mba haroso. Koa naroson’ireo tamin’ny vahoaka izany.+

  • Jaona 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nalain’i Jesosy àry ny mofo, ka rehefa avy nanao vavaka fisaorana izy, dia nizara izany tamin’ireo nipetraka, ary toy izany koa ny trondro madinika, araka izay lanin’izy ireo.+

  • Romanina 14:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izay mitandrina ny andro dia mitandrina izany ho voninahitr’i Jehovah. Ary izay mihinana dia mihinana ho voninahitr’i Jehovah,+ satria misaotra an’Andriamanitra izy.+ Ary izay tsy mihinana dia ho voninahitr’i Jehovah koa no tsy hihinanany,+ nefa misaotra an’Andriamanitra ihany izy.+

  • 1 Timoty 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tena tsara daholo mantsy ny zava-drehetra noforonin’Andriamanitra,+ ary tsy misy tokony holavina+ raha raisina amin’ny fisaorana,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara