Ohabolana 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hatsaram-panahin’ny olona no zava-tsarobidy ananany,+ ary aleo olona mahantra toy izay mpandainga.+ Asan’ny Apostoly 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tonga tao Sidona izahay ny ampitson’iny. Tsara fanahy+ tamin’i Paoly i Jolio satria tia olona, ka namela azy ho any amin’ny namany sy hokarakarain’ireo.+
22 Ny hatsaram-panahin’ny olona no zava-tsarobidy ananany,+ ary aleo olona mahantra toy izay mpandainga.+
3 Tonga tao Sidona izahay ny ampitson’iny. Tsara fanahy+ tamin’i Paoly i Jolio satria tia olona, ka namela azy ho any amin’ny namany sy hokarakarain’ireo.+