Marka 7:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nentin’ny olona teo aminy ny lehilahy iray marenina sady niraiki-dela, ka niangavian’ireo izy hametra-tanana aminy.+ Asan’ny Apostoly 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary mbola nanao fahagagana miavaka tamin’ny alalan’i Paoly ihany Andriamanitra,+ 1 Korintianina 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny iray nomen’io fanahy io finoana,+ ary ny iray kosa nomen’io fanahy io fahaiza-manasitrana,+
32 Ary nentin’ny olona teo aminy ny lehilahy iray marenina sady niraiki-dela, ka niangavian’ireo izy hametra-tanana aminy.+