FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+

  • Jeremia 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+

  • Ezekiela 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, eo anivon’ny taranaka mpikomy+ no misy anao. Mana-maso hijerena izy ireo nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina hihainoana nefa tsy mandre,+ fa taranaka mpikomy+ izy.

  • Romanina 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 araka ny voasoratra hoe: “Efa nataon’Andriamanitra renoky ny torimaso lalina izy ireo,+ ary nomeny maso mba tsy hahitany sy sofina mba tsy handrenesany, mandraka androany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara